a
FandraisanaVaovaom-paritraRIVO-DOZA CHENESO : HIDITRA HIDITRA AN-TANETY AO AMIN’NY FARITRA SAVA

RIVO-DOZA CHENESO : HIDITRA HIDITRA AN-TANETY AO AMIN’NY FARITRA SAVA

RIVO-DOZA CHENESO : HIDITRA HIDITRA AN-TANETY AO AMIN’NY FARITRA SAVA

 Manodidina ny 600 km Avaratra Atsinanan’i Antalaha no misy ny foibeny androany marainan’ny Alarobia 18 Janoary 2023 . Manatona haingana an’Antalaha ilay heverina ho rivo-doza CHENESO . Araka ny tombana nataon’i Meteo Madagasikara ‚ rahampitso ALAKAMISY izy no hiditra an-tanety manodidina an’Antalaha ‚ hanavatsava ny faritra Analanjirofo mialohan’ny hiverenany an-dranomasina manodidina an’i Toamasina ny faran’ny herinandro izao.

Na izany mbola mijanona ho filazana miloko maitso 🟢 ny Faritra Diana , Sava, Analanjirofo ary Atsinanana hatreto.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment