a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaRIVERA MPANAKANTO SY VAIAVY CHILA : NANDEFA HAFATRA MAFONJA HOAN’NY TOVOVAVY MANDANY FOTOANA AMIN’NY TSY MISY DIKANY

RIVERA MPANAKANTO SY VAIAVY CHILA : NANDEFA HAFATRA MAFONJA HOAN’NY TOVOVAVY MANDANY FOTOANA AMIN’NY TSY MISY DIKANY

RIVERA MPANAKANTO SY VAIAVY CHILA : NANDEFA HAFATRA MAFONJA HOAN’NY TOVOVAVY MANDANY FOTOANA AMIN’NY TSY MISY DIKANY

Ry tanora maitso volo :
Aza mitady dossier Nay anareo ‚ aleo anareo mitady vola hanaovaovanareo sy hanatsaranareo ny hoavinareo.
Aza variagna manisa (mi-compte ) ny taonanay ihany koa fa ampiasao amin’ny kajy hoan’ny tahirinareo ( économie ) ny fahaizanareo mikajy (mi-compte) . Izahay tamin’ny taonanareo io tsy nanana fotoana nanarahamaso ny fiainan’olona ‚ ankoatrany fotoana nanatsarana ny fiainanay sy ny fianakavianay.

 Eny antitra ( matoe ) izahay ankilanareo ‚ tsy maninona ary aza adino fa dadinay koa efa mba nandalo fahatanorana ihany . Izahay izao efa mihomana amin’ny fisotroan-dronono ‚ efa adinonay avokoa ireo olàna mbola handalovanareo.

Hajao izahay ‚ fa izahay io !! KAKAZO MAIKO NIFOLAHAM-BARATRA !! namalifaly olona no asanay tamin’ny fahatanorana ary tsy hanenenay ny vitanay.
Ireto farany moa anisan’ny Mpanakanto nanana ny lazany tamin’ny fahatanorany ary mipetraka hatramin’izao izany koa mirary ny tsara sy ny meva ho azy mirahavavy ny pejy Aboaho Ankiaka
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment