RIJADE SY NY HATSARAN-TAREHINY AO ANATY TONTOLO MAITSO SY LOKO VOLOMBOASARY π΄β€οΈ
Izao ilay antsoina hoe Β« GASY KA MANJA E Β» Tsy misy idirany resaka politika ny lokon-dambany β izay volomboasary fa mitafy toy ny olon-drehetra mankafy lokonβankanjo izay tiany i RIJADE mpanakanto.
Maneho ny hatsarany sy hakantonβny tontolo maitso misy azy sy ireto biby mampiavaka ny firenena Malagasy ireto izy tao aminβny pejiny.
Tsara β meva i Madagasikara ary manana ireo harena voajanahary tsy hita pesipesenina na an-tanety na eny an-dranomasina saingy tafiditra anatinβireo firenena 10 mahantra indrindra eran-tany . Iza no omen-tsiny ? samia misavisava.
Mirary soa hatrany hoanβny mpanakanto Rijade.