a
FandraisanaFanatanjahan-tenaRAZAFINDRANAIVO KOLOINA na i Rakool SY NASANDRATRINIAINA MENDRIKA : VITA FISORATAM-PANAMBADIANA ANDROANY

RAZAFINDRANAIVO KOLOINA na i Rakool SY NASANDRATRINIAINA MENDRIKA : VITA FISORATAM-PANAMBADIANA ANDROANY

RAZAFINDRANAIVO KOLOINA na i Rakool SY NASANDRATRINIAINA MENDRIKA : VITA FISORATAM-PANAMBADIANA ANDROANY

 Nisora-panambadiana teny amin’ny kaominina Andoharanofotsy androany 10 Febroary 2023 ‚ andro vitsy mialoha ny handehanany any Algérie i Razafindranaivo Koloina na i Rakool sy Nasandratriniaina Mendrika Lavorary.

Laharana faha-07 tao amin’ny ekipam-pirenena Malagasy ‚ Barean’i Madagasikara izay nanao CHAN farany teo i Razafindranaivo Koloina na i Rakool ahafantarany maro azy . Tonga nanotrona izany avokoa ireo solonten’ny ekipan’ny Barea sy ireo iray klioba aminy ao amin’ny CFFA Andoharanofotsy.
Ny Ben’ny Tanànan’Andoharanofotsy sady Filohan’ny Klioba CFFA no nampisoratra azy mivady . Taorian’ny fisoratam-panambadiana dia notontosaina ihany koa ny mariazy na ny fitsofan-drano ara-panambadiana Kristianina.
Mirary tokantrano sambatra ho azy.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment