a
FandraisanaVaovaom-paritraRANDRIAMAHAZAKA GULBERT : NAMOY NY AINY VOKATRY NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA TAO AMINโ€™NY LALAM-PIRENENA FAHA-04๐Ÿ๏ธ

RANDRIAMAHAZAKA GULBERT : NAMOY NY AINY VOKATRY NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA TAO AMINโ€™NY LALAM-PIRENENA FAHA-04๐Ÿ๏ธ

RANDRIAMAHAZAKA GULBERT : NAMOY NY AINY VOKATRY NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA TAO AMINโ€™NY LALAM-PIRENENA FAHA-04๐Ÿ๏ธ

Tsy mbola fantatra mazava ny fomba nisehoanโ€™ny tranga fa misy ireo nilaza nidofotra taminโ€™ny fiara Sprinter izay nandeha mafy kanefa niary lavaka tampoka teo alohany ary nifatratra taminโ€™ireto tovolahy nanao taingindroa ireto . Maty tsy tra-drano araka izany izy roa izay nandeha nanao taingindroa niaraka taminโ€™ny moto taminโ€™iny lalam-pirenena faha-04 iny.

Fantatra araka ny loharanom-baovao fa Itompokolahy Gulbert RANDRIAMAHAZAKA โ€š tovolahy nipetraka sy nianatra teto Antsohihy โ€š miasa any an-drenivohitra ary namela zazakely kamboty sy mananontena ny iray taminโ€™ireo namoy ny ainy vokatry ny loza.
๐Ÿ™ Mankahery ny fianakaviana manamanjo fa indrindra ny vady aman-janany kely ๐Ÿ™
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment