RANDRIAMAHAZAKA GULBERT : NAMOY NY AINY VOKATRY NY LOZAM-PIFAMOIVOZINA TAO AMINโNY LALAM-PIRENENA FAHA-04๐๏ธ
Tsy mbola fantatra mazava ny fomba nisehoanโny tranga fa misy ireo nilaza nidofotra taminโny fiara Sprinter izay nandeha mafy kanefa niary lavaka tampoka teo alohany ary nifatratra taminโireto tovolahy nanao taingindroa ireto . Maty tsy tra-drano araka izany izy roa izay nandeha nanao taingindroa niaraka taminโny moto taminโiny lalam-pirenena faha-04 iny.
Fantatra araka ny loharanom-baovao fa Itompokolahy Gulbert RANDRIAMAHAZAKA โ tovolahy nipetraka sy nianatra teto Antsohihy โ miasa any an-drenivohitra ary namela zazakely kamboty sy mananontena ny iray taminโireo namoy ny ainy vokatry ny loza.
![๐](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![๐](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.