a
FandraisanaPolitikaRADEBASON MICHEL : TSY MAINTSY MBOLA HIVOAKA NY MARINA▪️ TSY SEZA KELY IO NO HIVAROTAKO NY FANAHIKO SY HANIMBAKO NY HOAVIKO‼️

RADEBASON MICHEL : TSY MAINTSY MBOLA HIVOAKA NY MARINA▪️ TSY SEZA KELY IO NO HIVAROTAKO NY FANAHIKO SY HANIMBAKO NY HOAVIKO‼️

RADEBASON MICHEL : TSY MAINTSY MBOLA HIVOAKA NY MARINA▪️ TSY SEZA KELY IO NO HIVAROTAKO NY FANAHIKO SY HANIMBAKO NY HOAVIKO‼️

Nivoaka nandritra ny filan-kevitry ny minisitra ny ariva teo ny didim-panjakana manafoana ny fanendrena ny Talem-paritry ny asa tànana sy ny haitao Antsinana.

Nanao fanambarana tao amin’ny kaonty Facebook-ny avy hatrany ‚ fotoana vitsy taorian’io i Michel Radebason ‚ Tale teo aloha fa hanao fety mitalakotrokotroka izy rahampitso fa afaka tao ‚
« Isaorana ilay Nahary fa afaka ihany ‚ ny mpanao politika dia tsy voatery hiaraka mandrakizay fa rehefa mahatsapa fa hoe tsy ilaina dia aleo mametrampialana . Tsy io seza kely io ny hivarotako ny fanahiko ‚ tsy io seza kely io no hanimbako ny hoaviko . Vahoaka eto Toamasina mahafantatra sy nahita ny ezaka vitako izay nandany vola aman-karena tamin’ny fampandehanan-draharaha teo anivon’ny asa izay nosahaniko » hoy izy nilaza fa tsy maintsy mbola hivoaka ny marina.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment