a
FandraisanaFampianaranaPROFESSEUR LILY-ARISON RENÉ DE ROLAND NO NAHAZO NY AMBOARA “NATIONAL GEOGRAPHIC/BUFFETT AWARDS FOR LEADERSHIP IN CONSERVATION 2023”

PROFESSEUR LILY-ARISON RENÉ DE ROLAND NO NAHAZO NY AMBOARA “NATIONAL GEOGRAPHIC/BUFFETT AWARDS FOR LEADERSHIP IN CONSERVATION 2023”

PROFESSEUR LILY-ARISON RENÉ DE ROLAND NO NAHAZO NY AMBOARA “NATIONAL GEOGRAPHIC/BUFFETT AWARDS FOR LEADERSHIP IN CONSERVATION 2023”

Nitondra avo ny anaran’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Professeur LILY-ARISON René de Rolland ao amin’ny « The Peregrine Fund »‚ izy no nibata ny ambora eran-tany‚ mari-pankasitrahana « National Geographic/Buffett Awards for Leadership in Conservation 2023 » 🇲🇬

Reharehan’i Madagasikara fa indrindra ny faritra Sofia izay fiaviany izy noho ireo fikarohana maro vitany amin’ny fiarovana ny zava-boahary sy ny nahitany ireo karazana « espèces rares » teto amintsika izay tsy fahita maneran-tany‚ anisan’izany ny GANA FOTSY MASO ao Bemanevika Distrikan’i Bealanana‚ izay manana site afaka tsirihina ao amin’ny biraom-paritry ny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofia.

Marihina fa mbola zandrin’i Jeneraly LYLYSON RENÉ DE ROLLAND‚ izay Governora Faritra Sofia avy ao Befandriana avaratra i Profesora LILY-ARISON RENÉ DE ROLLAND. Mirary soa ho azy hatrany 🇲🇬.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment