a
FandraisanaFambolena sy fiompinaPROFESORA LILY-ARISON RENΓ‰ DE ROLLAND : NANANDRATRA AVO NY ANARAN’I MADAGASIKARA πŸŒπŸ’šπŸ‡²πŸ‡¬

PROFESORA LILY-ARISON RENΓ‰ DE ROLLAND : NANANDRATRA AVO NY ANARAN’I MADAGASIKARA πŸŒπŸ’šπŸ‡²πŸ‡¬

PROFESORA LILY-ARISON RENΓ‰ DE ROLLAND : NANANDRATRA AVO NY ANARAN’I MADAGASIKARA πŸŒπŸ’šπŸ‡²πŸ‡¬

Miampy indray ireo Malagasy Mamiratra sy fanta-daza manerantany noho ny ezaka sy zava-bitan’i Profesora LILY-ARISON RENΓ‰ DE ROLLAND.

Notoloran’ny National Geographic ny β€œAward for Leadership in Conservation” izy noho ny fikarohana sy ny fiarovana ny Rohivoahary teto Madagasikara vitany. Efa an-taonany maro no nanaovany izany adidy masina izany teo amin’ny sehatry ny Tontolo iainana sy ny fikarohana ara-tsiansa ka izao izy nahazo fankasitrahana sy nisandratra ambonyβ€š nitondra lazan’i Madagasikara eran-tany izao.

Malagasy zanaky ny faritra Sofiaβ€š avy ao Befandriana avaratraβ€š rahalahin’ny Jly Lylyson RenΓ© de Rolland Governoran’ny faritra Sofia izy. Miarahaba sy mirary soa ary fahombiazana ho azy hatrany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment