PROFESORA LILY-ARISON RENΓ DE ROLLAND : NANANDRATRA AVO NY ANARANβI MADAGASIKARA πππ²π¬
Miampy indray ireo Malagasy Mamiratra sy fanta-daza manerantany noho ny ezaka sy zava-bitanβi Profesora LILY-ARISON RENΓ DE ROLLAND.
Notoloranβny National Geographic ny βAward for Leadership in Conservationβ izy noho ny fikarohana sy ny fiarovana ny Rohivoahary teto Madagasikara vitany. Efa an-taonany maro no nanaovany izany adidy masina izany teo aminβny sehatry ny Tontolo iainana sy ny fikarohana ara-tsiansa ka izao izy nahazo fankasitrahana sy nisandratra ambonyβ nitondra lazanβi Madagasikara eran-tany izao.
Malagasy zanaky ny faritra Sofiaβ avy ao Befandriana avaratraβ rahalahinβny Jly Lylyson RenΓ© de Rolland Governoran’ny faritra Sofia izy. Miarahaba sy mirary soa ary fahombiazana ho azy hatrany.