PORT BERGER : ZAZA 10 TAONA NANGALARINA▪️NISY NAHITA TAO ANATY GONY
MAhonena sy mahatorotoro fo tanteraka ny mahita ity Zaza kely manodidina ny 10 taona ‚ hitan’ny Polisy sy ny fokonolona tao anaty gony tany amin’ny fokontany Ambohimalaza distrikan’ny Port Bergé androany tokony ho tamin’ny 05 Ora maraina .
Tsy misy mahalala azy ny fokonolona any an-toerana . Milaza izy fa DANIELA no anarany .Tsy fantany kosa no nahatonga azy tany ary nolazainy fa avy any Fianarantsoa ny Ray aman-dreniny .
Ilazana izay rehetra mahafantatra azy mba hampandre ny fianakaviany ka hanatona ny biraon’ny Polisy any an-toerana na koa hiantso ny laharana :
![📱](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t57/1/16/1f4f1.png)
![📱](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t57/1/16/1f4f1.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.