a
FandraisanaVaovaom-paritraPORT BERGÉ : KELY SISA DIA VITA TANTERAKA NY “PARC SOLAIRE”‼️

PORT BERGÉ : KELY SISA DIA VITA TANTERAKA NY “PARC SOLAIRE”‼️

PORT BERGÉ : KELY SISA DIA VITA TANTERAKA NY “PARC SOLAIRE”‼️

Amin’ny farany volana Jona 2023 izao no vita tanteraka ity “PARC SOLAIRE HYBRIDE” hamatsy herinaratra mandeha amin’ny alalany herin’ny masoandro ity raha ny fanazavana nataon’ireo tomopon’andraikitra tamin’ny Governora Faritra Sofia ‚ raha nitsidika sy nanaramaso ny fizotran’ny asa ny 27 Mey 2023 teo. Ny Orinasa JIRAMA no miantoka fitarihana izany ho tonga hamatsy isan-tokantrano ao Port Bergé‚ hamaha ny olàny vahoaka.

Nandritra ny fandalovany Governora tao Port Bergé koa nanolorana ireo Jiro LAMPADAIRE COBRA miisa 50 hanazava ny tanàna. Mitohy hatrany ny famahana olàna ataon’ny fitondram-panjakana‚ hatomboka tsy hoela ny fanaboaran-dalana amin’ireo kaominina saro-dalana‚ mba afahan’ny tantsaha mamoaka vokatra any aminy‚ hoy ny Jeneraly Lylyson René de Rolland Governoran’ny faritra Sofia.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment