a
FandraisanaVaovaom-paritraPOLYTÉCNIQUE VONTOVORONA : NIREDAREDA NY AFO NANDEVONA NY TRANON’NY MPIANATRA

POLYTÉCNIQUE VONTOVORONA : NIREDAREDA NY AFO NANDEVONA NY TRANON’NY MPIANATRA

POLYTÉCNIQUE VONTOVORONA : NIREDAREDA NY AFO NANDEVONA NY TRANON’NY MPIANATRA

Nirehitra ary niredareda ny afo ‚ nandoro ny trano fonenan’ny mpianatra Bloc15 eny amin’ny sekoly ambony polyteknika Vontovorona . Lasa lavenonana, tsy nisy azo noraisina ny entana, raha ny filazan’ireo mpianatra . Tonga teny an-toerana namono sy nifehy ny afo ny sampana mpamonjy voina.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment