PIERROT MPITENDRY : NINDAOSIM-PAHAFATESANA
Na efa niezaka nifanampy sy nifanome tànana aza ny samy mpanakanto ‚ ny olom-pirenena Malagasy maro dia tsy tana ny ainy PIERROT ‚ mpanakanto sady mpitendry « clavier » tao amin’ny tarika Jaojoby ny marina teo.
Mirary fiononana feno ary mankahery ny fianakaviana manamanjo ‚ ny fianakaviam-ben’ny mpanakanto eto Madagasikara.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.