PIERROT BEMOTOMBO : TENA LASA TOKOA
Natao veloma farany teto Antsohihy androany 28 Septambra 2022 ny nofo mangatsikan’itompokolahy PIERROT BEMOTOMBO . Mpanakanto namany โ vahoaka maro no nanontrona sy nankahery ny fianakaviana . Nohentina any Anjiamangirina ny nofo mangatsikany ary ho asitrika rahampitso raha tsy fiovana.
Mirary azy handry ampiadanana ary Mankahery ny vady aman-janany sy ireo fianakaviana manontolo ![๐](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![๐](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.