a
FandraisanaNon classéORANGE MADAGASCAR : ANTSOY NY 221*0 RAHA HAMERINA AMIN’NY LAONINY NY FANJIFANA

ORANGE MADAGASCAR : ANTSOY NY 221*0 RAHA HAMERINA AMIN’NY LAONINY NY FANJIFANA

ORANGE MADAGASCAR : ANTSOY NY 221*0 RAHA HAMERINA AMIN’NY LAONINY NY FANJIFANA

Manoloana ny fitarainana maro ‚ mahakasika ny fampidirana fahana sy tsy fahitana izany ao anatin’ny kaonty dia nitondra fanazavana ny tompon’andraikitra ao amin’ny Orange Solidarité Madagascar :
– Tsy manjavona akory ny fahana ao anaty kaonty fa mameno avy hatrany ny tolotra anterneto ( forfait internet ) raha toa lany ka misokatra ny “ donné internet ” ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa . Raha hiala amin’izany anefa dia antsoy indray mandeha ihany ny 221*0 fa miverina amin’ny laoniny ny fanjifana na ny tolotra ao amin’ny Orange ‚ araka ny fanazavana.
✅ Miantso 221*0 araka izany ny vahaolana raha tiana hiverina amin’ny taloha ny fanjifana eo anivon’ny tambazotram-pifandraisana Orange.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment