ONIVERSITEN’ANTSIRANANA : VOAHITSAKITSAKA TANTERAKA NY ZO-NY MPIANATRA
Ankoatrany fizarana vatsim-pianarana tsizarizary dia toy izao amin’ny sary izao ny toeram-ponenan’ny mpanatra sasany ao amin’ny Oniversiten’Antsiranana . Mpianatra miisa 170 no mipetraka anaty efitrano iray antsoina hoe PVR.
Rehefa iza sy zanaka iza no mendrika hipetraka amin’ilay trano manarapenitra ? Mijaly ny tanora Malagasy vao mahavita fianarana ‚ ny sasany mitsoaka an-daharana…
FANAHINIANA VE AMPIJALIANA MIHITSY NY TANORA MBA AFAHANA MANANDEVO AZY
MBOLA MISY TOMPON’ANDRAIKITRA SY FITONDRAM-PANJAKANA MIAHANY NY TANORA ‚ NY FAMPIANARANA AMBONY VE ETO MADAGASIKARA
Ontsa sy torotoro tanteraka ny fo raha mahita ny zavatra iainan’ireo tanora sasany mandranto fianarana ao Antsiranana.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.