a
FandraisanaVaovaom-paritraOMBY 23 SY ALIKA IRAY MATY NILATSAHAM-BARATRA TAO ANDOHAN’ILAKAKA‼️

OMBY 23 SY ALIKA IRAY MATY NILATSAHAM-BARATRA TAO ANDOHAN’ILAKAKA‼️

OMBY 23 SY ALIKA IRAY MATY NILATSAHAM-BARATRA TAO ANDOHAN’ILAKAKA‼️

Tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany ariva ‚ omaly 20 Martsa 2023 no nisy varatra nipoaka mafy be tao Manombobe – Kaominina Andohan’Ilakaka,District Ihosy Faritra Ihorombe . Maty nandritran’izany Omby 23 tany an-kijany sy alika iray.

 Olona iray ihany tompon’ireto omby maty ireto ‚ maro ihany koa ny omby teny an-kijany fa ireo ihany no maty teo no eo ‚ raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment