a
FandraisanaVaovaom-paritraNOSY MAURICE : ANTILAHIM-BAZAHA IRAY EFA MANAMBADY ‚ NANDISO FANANTENANA TOVOVAVY MALAGASY▪️RAIKITRA NY FITORIANA

NOSY MAURICE : ANTILAHIM-BAZAHA IRAY EFA MANAMBADY ‚ NANDISO FANANTENANA TOVOVAVY MALAGASY▪️RAIKITRA NY FITORIANA

NOSY MAURICE : ANTILAHIM-BAZAHA IRAY EFA MANAMBADY ‚ NANDISO FANANTENANA TOVOVAVY MALAGASY▪️RAIKITRA NY FITORIANA

 Nilaza ho tsy nanambady ary vonona hapakatra ity tovovavy avy aty Madagasikara ity ilay antilahim-bazaha misotro ronono mipetraka any Maurice . Rehefa nifankatia naharitra tato amin’ny tambazotran-tserasera Facebook izy roa dia niantohany ny saran-dalan’ilay tovovavy sy ny mombamomba azy mba ho tonga any Maurice.

Tonga tokoa ilay tovovavy ‚ nilaza ho tsy nanao firaisana ara-nofo tamin’olona efa ho 05 volana ity antilahim-bazaha ity rehefa nihaona mivantana izy roa ka nanaparany filàny ( nanalany chahoukony ) nandritra ny 08 andro ilay tovovavy teratany Malagasy . Fantatra taorian’io anefa fa efa manambady ity antilahim-bazaha ity ka nitaraina voafitaka ilay tovovavy tsara tarehy kely ary nametraka fitarainana ny 14 Martsa teo.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment