IRAY VOLANY SARY HOSO-DOKO : NITONDRA NY TALENTANY I JUDICAËL
Anisany sangan’asan’i Judicaël ‚ ilay tovolahy zanaky Mandritsara ‚ ireto hitantsika amin’ny sary ambany ireto . Anatin’iray volany sary hoso-doko isika ankehitriny koa tianay eto amin’ny pejy ny mampahafantatra atsika fa afaka miaramiasa amintsika rehetra manerana ny Nosy izy ‚ eny hatrany ivelany aza.
🌟 Manohana hatrany ireo tanora miketrika sy manan-talenta ny pejy