NITADY TOKO KA SENDRA VATO
« … nikôty ahy izy (izaho tsy naka lagy fa ny olona ve moa ts hikôty), de rehefa tsy nasiako sira de nokitihiny ny fitombenako. Rehefa niteny azy aho hoe : » Mba mipetraha tsara sao dia vofetaka » dia izy indray no tezitra sy niteny ratsy be oe : « Fetaho *** ary raha mafy be », de nasiako ! Tsy nahazaka an’ilay fetaka de nidaroka ahy koa avy eo … De raikitra ny rombo ». Dia io anaty sary ny vokany.
I Claudia dia miangaly ny kickboxing hatramin’ny fahakeliny, efa nandrombaka amboara maro ary efa tepany mainty nandritra ny ela.
_____________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
(
Rajaonah Imanoela / Claudia)
![©️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/ta1/1/16/a9.png)