a
FandraisanaVaovaom-paritraNINIE DONIA : NAVERINA ANY AM-PONJA IZY MITSABO TENA SY MAMITA NY SAZINY‼️

NINIE DONIA : NAVERINA ANY AM-PONJA IZY MITSABO TENA SY MAMITA NY SAZINY‼️

NINIE DONIA : NAVERINA ANY AM-PONJA IZY MITSABO TENA SY MAMITA NY SAZINY‼️

Taoriany fitsidihana nataon’ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara izay nanatanteraka MIHAVA TOUR tao Nosy Be an’ny mpanakanto Ninie Donia‚ mpanjakan’ny salegy izay nanaraka fitsaboana tao amin’ny hopitaly be dia naverina any am-ponja izy na mbola ao anatiny tsy fahasalamana aza. Any izy no manohy ny fitsaboana azy sady mamita ny saziny‚ araka ny fampitam-baovao voarainay.

Tsy ampahitana mangirana araka izany ary atao izay hahafay ity mpanakanto sady mpanao politika ity. Izy rahateo moa nilaza fa tsy migadra aho fa nogadraina‚ teny izay hevirina ho naharomotra ireo tompon’andraikitra ara-panjakana.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment