a
FandraisanaPolitikaNANJAVONA TANTERAKA ILAY TOVOVAVY LASANY VOAY

NANJAVONA TANTERAKA ILAY TOVOVAVY LASANY VOAY

NANJAVONA TANTERAKA ILAY TOVOVAVY LASANY VOAY

Efa ho herinandro maromaro no nihaodihaody teo amoron-drano manana ny hasiny ao Antagnavo ireo tompon-kavana lasany voay ny 18 Jona 2022 teo ‚ saingy tsy nahitana mangirana izany.

Tsy mbola hita na navoakan’ireo voay araka ny efa nandrasany maro ilay tovovavy . Ankehitriny ‚ tsy misy olona tazana mivezivezy intsony eny amin’ny toerana nanjavony ‚ nanapa-kevitra ny hamonjy fodiana ireo fianakaviana ? mankery azy ireo isika.

ANTAGNAVO ANIVORANO-NORD : NANJAVONA TANTERAKA ILAY TOVOVAVY LASANY VOAY

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

-/-