a
FandraisanaPolitikaNAIVO RAHOLIDINA : 500/100 NY TOKY AMIN’NY FAMPANDANIANA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA AMIN’NY FIFIDIANANA HO AVY‼️

NAIVO RAHOLIDINA : 500/100 NY TOKY AMIN’NY FAMPANDANIANA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA AMIN’NY FIFIDIANANA HO AVY‼️

NAIVO RAHOLIDINA : 500/100 NY TOKY AMIN’NY FAMPANDANIANA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA AMIN’NY FIFIDIANANA HO AVY‼️

Misokatra amin’olona rehetra ny antoko TGV izay manohana ny filoha Andry Rajoelina ‚ atokisanay 500/100 ny fahalanian’ny filoha amperinasa . Manokatra varavarana hoan’izay vonona hiarahiasa izahay mba tsy handaniana vola be intsony amin’ny fihodinana faharoa ‚ mba ho vita 09 Novambra 2023 io ny fifidianana ‚ hoy ny Depiote Naivo Raholidina ‚ nilaza fa nisy fivoriana niarahan’ny mpikambana ao amin’ny antoko politika TGV ny farany herinandro teo sy voalohan’ity herinandro ity.

Minisitra maromaro mpikambana ao amin’ny Governemanta mbola amperinasa ankehitriny ary ireo Solombavambahoaka maro no nikaon-doha niaraka ho fampandaniana indray ny filoha amperinasa ankehitriny ‚ hoy ny loharanom-baovao.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment