a
FandraisanaSportCOMMISSAIRE JOSÉ RAMAHAVITA : VITA HIRAKA NAMPANAOVINA AZY

COMMISSAIRE JOSÉ RAMAHAVITA : VITA HIRAKA NAMPANAOVINA AZY

COMMISSAIRE JOSÉ RAMAHAVITA : VITA HIRAKA NAMPANAOVINA AZY

Nilamina ary tontosa tao anaty filaminana ny fanadinana izay nandraisan’ireo tanora mpiadina 460 avy ato amin’ny faritra Sofia . Ny fiarahamiasa matotra teo anivon’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka izay tarihiny CPP Moratamby Roger sy ny ekipa namana eo anivon’ny Polisim-pirenena no nahavitana izany ‚ koa mankasitraka azy ireo aho ‚ hoy Commissaire José RAMAHAVITA ‚ Chef de centre d’ examen Sofia.

Anisany ireo delegasionina nisolontena ny Ministeran’ny filaminam-bahoaka ‚ tonga nanaramaso ny fizotrany fifaninana hidirana ho mpianatra Polisy teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia izy ‚ midika izany fa nahavita ny hiraka nampanaovina azy . Andrasany maro ny valim-panadinana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

-/-