a
FandraisanaSosialyMPIVAROTRA AO AMIN’NY โ€œPETITE VITESSEโ€ ANTANANARIVO : NAHAZO FANOMEZANA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ๐Ÿ”ธ TAORIANโ€™NY RESA-BE MOMBA NY SIOTSIOKA NAHAZO NY FILOHAM-PIRENENA TENY

MPIVAROTRA AO AMIN’NY โ€œPETITE VITESSEโ€ ANTANANARIVO : NAHAZO FANOMEZANA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ๐Ÿ”ธ TAORIANโ€™NY RESA-BE MOMBA NY SIOTSIOKA NAHAZO NY FILOHAM-PIRENENA TENY

MPIVAROTRA AO AMIN’NY โ€œPETITE VITESSEโ€ ANTANANARIVO : NAHAZO FANOMEZANA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ๐Ÿ”ธ TAORIANโ€™NY RESA-BE MOMBA NY SIOTSIOKA NAHAZO NY FILOHAM-PIRENENA TENY

Taorianโ€™ny resa-be momba ny fandalovanโ€™ny filoham-pirenena teny Analakely dia nozaraina vary ireo mpivarotra ao aminโ€™ny โ€œpetite vitesseโ€ โ€š mba ahafahanโ€™izy ireo miatrika ny faran’ny taona sy ny taom-baovao am-pilaminana no atonโ€™izany raha ny fampitam-baovao voaray . Fanomezana avy any amin’ny Filoham-pirenena izy ireo ary ireo solontenan’ny Filoha Andry Rajoelina no nizaraโ€šhoy hatrany ny fanazavana.

Raha tsiahivina dia nandalo teny Soarano sy Analakely ny fiarakodia nitondra ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny tambazotran-piara nanaraka azy ny 20 Desambra 2022 teo ka siotsioka sy horakoraka no nitsenanโ€™ireo mpivarotra azy . Tofoka sy leo azy tanteraka ny vahoaka ka izany no antonโ€™ireny siotsioka ireny hoy ny fanehoan-kevitra sasany . Taorianโ€™izany dia nidina ifotony nanontany hevitrโ€™ireo mpivarotra ny mpanao gazety ka taminโ€™izany no nilazany mpivarotra fa mbola matoky ny filoha Andry Rajoelina izy ireo ka izao nahazo vary sy navela nalalaka hivarotra amoron-dalana hatraminโ€™ny 01 Janoary 2023 izaoโ€š raha ny loharanom-baovao.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment