MPIVAROTRA AO AMIN’NY โPETITE VITESSEโ ANTANANARIVO : NAHAZO FANOMEZANA AVY AMIN’NY FILOHAM-PIRENENA ๐ธ TAORIANโNY RESA-BE MOMBA NY SIOTSIOKA NAHAZO NY FILOHAM-PIRENENA TENY
Taorianโny resa-be momba ny fandalovanโny filoham-pirenena teny Analakely dia nozaraina vary ireo mpivarotra ao aminโny โpetite vitesseโ โ mba ahafahanโizy ireo miatrika ny faran’ny taona sy ny taom-baovao am-pilaminana no atonโizany raha ny fampitam-baovao voaray . Fanomezana avy any amin’ny Filoham-pirenena izy ireo ary ireo solontenan’ny Filoha Andry Rajoelina no nizaraโhoy hatrany ny fanazavana.
Raha tsiahivina dia nandalo teny Soarano sy Analakely ny fiarakodia nitondra ny filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny tambazotran-piara nanaraka azy ny 20 Desambra 2022 teo ka siotsioka sy horakoraka no nitsenanโireo mpivarotra azy . Tofoka sy leo azy tanteraka ny vahoaka ka izany no antonโireny siotsioka ireny hoy ny fanehoan-kevitra sasany . Taorianโizany dia nidina ifotony nanontany hevitrโireo mpivarotra ny mpanao gazety ka taminโizany no nilazany mpivarotra fa mbola matoky ny filoha Andry Rajoelina izy ireo ka izao nahazo vary sy navela nalalaka hivarotra amoron-dalana hatraminโny 01 Janoary 2023 izaoโ raha ny loharanom-baovao.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.