a
FandraisanaVaovaom-paritraMPISOLOVAVA 36 NAHAVITA FIANIANANA – 04 AMIN’IREO ZANAKY NY FARITRA SOFIA ‼️

MPISOLOVAVA 36 NAHAVITA FIANIANANA – 04 AMIN’IREO ZANAKY NY FARITRA SOFIA ‼️

MPISOLOVAVA 36 NAHAVITA FIANIANANA – 04 AMIN’IREO ZANAKY NY FARITRA SOFIA ‼️

Ny alakamisy 30 Martsa 2023 teo no nanaovana ny lanonam-pitsarana ‚ fianianan’ireo mpisolovava 36 tao amin’ny “Cours d’appel” Anosy – Antananarivo renivohitry Madagasikara.

Fiarovana sy fiadiana ary fitakiana ny fampiharana ireo zon’olombelona eo anivon’ny fitsarana sy ny fiarahamonina no atom-pijoroan’izy ireo.

Ireo no andiany faha-15 izay nisalotra ny anarana “ARO MIASY” . 04 amin’izy ireo no zanaky ny faritra Sofia.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment