a
FandraisanaPolitikaMPIASAMBAHOAKA AVOKOA NY TOMPON’ANDRAIKITRA ETO AMIN’NY FIRENENA ‚ HOY BAOMIAVOTSE VAHINALA ‚ TALE KABINETRAN’NY FILOHA

MPIASAMBAHOAKA AVOKOA NY TOMPON’ANDRAIKITRA ETO AMIN’NY FIRENENA ‚ HOY BAOMIAVOTSE VAHINALA ‚ TALE KABINETRAN’NY FILOHA

MPIASAMBAHOAKA AVOKOA NY TOMPON’ANDRAIKITRA ETO AMIN’NY FIRENENA ‚ HOY BAOMIAVOTSE VAHINALA ‚ TALE KABINETRAN’NY FILOHA

Nohitsin’i Baomiavotse Vahinala ary nampahatsiahivina fa MPIASAMBAHOAKA ary tokony ho modely ny tompon’andraikitra eto amin’ny firenena manoloana ireo fihoaram-pefy sy fanararaotam-pahefana ataon’ny sasany

Betsaka tato ho ato ny tomponandraki-panjakana mihoa-pefy sy manapatra fahefana . Namerina nilaza ny Filohampirenena fa tany tan-dalàna i Madagasikara , ka tsy misy ambonin’ny lalàna.

Mbola ampahatsiahivina ihany koa fa MPIASAMBAHOAKA avokoa ny tomponandraikitra eto amin’ny Firenena . Mitaky fanetretena sy fahaiza-miaina izany ‚ Ary tsy doria ny andraikitra ampindramina antsika ‚ Koa samia ho modely.
🇲🇬Hoan’ny Taninjanaka🇲🇬
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment