a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMPANAKANTO VANEY’S : LEHILAHY TSY MBA RATSY

MPANAKANTO VANEY’S : LEHILAHY TSY MBA RATSY

MPANAKANTO VANEY’S : LEHILAHY TSY MBA RATSY

Matetika resa-be fona ny momba an’ny Depiote Jao Jean sy mpanakanto Vaney’s ka namaly ampahibemaso izany ny Mpanakanto Vaney’s androany 03 Mars 2023 : « Tsy vady fotsiny fa Ray aman-dReny izy amiko ‚ zoky be tsara vintagna . Lamba an-tranon-karany ‚ samy mifidy ny tiany ‚ lazainao fa ratsy izy – izy no tiako sady Lehilahy tsy mba ratsy izany . Lazainao fa zoko ‚ fa izy no mafatoky » io no valin-teny feno fitiavana an’ny Depiote Jao Jean nataon’ny Mpanakanto Vaney’s androany ‚ hoan’ireo be resaka sy lany andro mitakoritsika azy mivady any ambadimbadika any . Ireto farany moa tazana miaraka sy mifanome tanàna hatrany rehefa misy hetsika atao na amin’ny hatsarana na fahoriana mahazo ny mpiarabelona.

Mahafinaritra tokoa mahita olona mifankatia tahaka izao fa tsy andron’ny Saint Valentin – 14 Février ihany . Mirary tokantrano sambatra ho azy ary samy ho tahin-Jagnahary ho lava andro iainana ao anaty fahasalamana

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment