Mpanakanto Vaney’s : Hello Février
Maro ireo nitaraina fa lava be iny volana Janoary iny . Tapitra omaly ihany anefa ary volana vaovao ‚ volana faharoa amin’ny taona 2023 ‚ Febroary isika izao . Mbola tsy tara isika raha mandinika sy mamakafaka izay hanatsarana ny fiainantsika sy fiarahamonina misy atsika amin’ity taona 2023 ity.
Ny fahaizamiaina ‚ fahaizana miaramonina ary fitiavana manampy ny hafa ‚ ny mpiarabelona no anisany mampiavaka an’i Vaney’s mpanakanto . Mirary fahombiazana hoantsika rehetra hatrany ![🥰](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/tea/1/16/1f970.png)
![🥰](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/tea/1/16/1f970.png)
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.