MPANAKANTO VANEY’S : AZA MENENJIKA NAMANA‼️
Aza magnejiky namagna fa alaivo modely izy raha ohatra ka mahafinaritra anao olona tsirairay samy amin’ny lalagña nanaovan-Jagnahary azy
Io ny hafatra nalefany mpanakanto Vaney’s Harinomenjanahary tao amin’ny pejiny amin’izao faraparany herinandro izao.