MPANAKANTO LIANAH : HIFALIAKO NY FIAINAKO
Lasa antitra be hono ‚ ka ianao izany nimpody zaza ? Ifaliako ny fiainako ary mbola ataoko dokam-barotra ( publicité ) koa fa aza miala lavitra fa ho avy tsy ela ny hira vaovao ‚ hoy ity mpanakanto miavaka amin’ny hatsaran-tarehy ity tao amin’ny pejiny.
Mirary soa ho azy hatrany