a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMPANAKANTO BRILLANTE : TAPA-KEVITRY FA HANOKANA NY FIAINANY HOAN’ANDRIAMANITRA TANTERAKA

MPANAKANTO BRILLANTE : TAPA-KEVITRY FA HANOKANA NY FIAINANY HOAN’ANDRIAMANITRA TANTERAKA

MPANAKANTO BRILLANTE : TAPA-KEVITRY FA HANOKANA NY FIAINANY HOAN’ANDRIAMANITRA TANTERAKA

Tsapan’ny mpanakanto Brillante fa tsara ny lalana nizoran’ny mpanakanto Arinaah ( vadin’i Big Mj taloha ) izay niditra lalina amin’ny fanompoana an’Andriamanitra dia nanapa-kevitra ihany koa izy ny hanokana ny fiainany hoan’ilay Mpahary.

Mpanakanto nanana ny maha izy azy teo amin’ny sehatry ny mozika Malagasy i Brillante ( vadin’i Dadah de Fort Dauphin taloha ) ‚ izao niova taranja‚ nanao mpiandry any ivelany izao.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment