MORAMANGA : ZAZAKELY IRAY TAONA ▪️HITA FATY TAO ANATY LAKANDRANO‼️
Tao anaty harona plastika ‚ anaty lakandrano ‚ efa ho simba ny nofo mangatsikan’ity zazakely vao herintaona monja ity no hitany fokonolona tao Antamandroso Andrefana – Moramanga.
Efa eo ampelatanany Zandarimariam-pirenena ny raharaha ankehitriny fa nanazava kosa ilay Reniben’ilay Zaza fa ahiana ho olàna nisy teo amin’ny Ray aman-dReniny no nitarika sain-dratsy amin’ny famonoana zaza izao.