Mme MAMY NJARALAHY : NANOLOTRA VARY FOTSY AMIN’IREO TRABOINA AO BETSINGIALA ‚ MAMPIKONY
Amin’ny andro mahaory sy fahasahiranana tahaka izao no tena ahafantarana izay tena namana sy havana . Ho fanampiana ireo vahoaka traboina ao amin’ny fokontany Betsingiala ‚ Mampikony izay dibo-drano dia nitondra vary amin’ny gony mba ataon’izy ireo sakafo Rtoa Mamy NJARALAHY . « Diany mbola velogno aleo mifagnampy ‚ vary fotsy hely izy io rasainareo amin’ny ahilezany » hoy izy niangavy ireo traboina mba handray ny fanomezana izay natolony ary tsy hanao Zara vilana.
Tsy mpanao politika fa olon-tsotra‚ mahatsapa fahasahiranan’ny mpiarabelona izy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.