MISTER SOFIA โ BEARIVONY BRIAND NO NISALOTRA NY ANARAM-BONINAHITRA TROISIรME DAUPHIN ๐ฌ MISTER รLE DE MADAGASCAR
Tovolahy mahatonga vintana ary miavaka aminโny fahaizana miara-monina sy fifandraisana aminโolona i BEARIVONY BRIAND โ MISTER SOFIA nandray anjara taminโny fifaninana MISS ET MISTER รLE DE MADAGASCAR farany teo.
Nomenโireo tovolahy namany sy ireo tovovavy nandray anjara taminโilay fifaninana ho DEPIOTE izy noho ny fahaizany miara-monina โ nahazo samboady ยซ รฉcharpe ยป miisa telo ihany koa izy taminโny lalao famaranana Miss et Mister รฎle de Madagascar : TOP ONE taminโny fifaninana miteny Anglisy momba ny famelabelarana ny faritra Sofia izay nihaviany sy ny fampandrosoana ao anatiny ary indrindra ny mampiavaka azy ( kolontsaina โ vokatra… ) ; Fahaizana mifandray aminโolona ( conviviale ) ; Voasalotra ho 3รจme Dauphin.