a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMISTER SOFIA โ€š BEARIVONY BRIAND NO NISALOTRA NY ANARAM-BONINAHITRA TROISIรˆME DAUPHIN ๐Ÿฌ MISTER รŽLE DE MADAGASCAR

MISTER SOFIA โ€š BEARIVONY BRIAND NO NISALOTRA NY ANARAM-BONINAHITRA TROISIรˆME DAUPHIN ๐Ÿฌ MISTER รŽLE DE MADAGASCAR

MISTER SOFIA โ€š BEARIVONY BRIAND NO NISALOTRA NY ANARAM-BONINAHITRA TROISIรˆME DAUPHIN ๐Ÿฌ MISTER รŽLE DE MADAGASCAR

Tovolahy mahatonga vintana ary miavaka aminโ€™ny fahaizana miara-monina sy fifandraisana aminโ€™olona i BEARIVONY BRIAND โ€š MISTER SOFIA nandray anjara taminโ€™ny fifaninana MISS ET MISTER รŽLE DE MADAGASCAR farany teo.

Nomenโ€™ireo tovolahy namany sy ireo tovovavy nandray anjara taminโ€™ilay fifaninana ho DEPIOTE izy noho ny fahaizany miara-monina โ€š nahazo samboady ยซ รฉcharpe ยป miisa telo ihany koa izy taminโ€™ny lalao famaranana Miss et Mister รฎle de Madagascar : TOP ONE taminโ€™ny fifaninana miteny Anglisy momba ny famelabelarana ny faritra Sofia izay nihaviany sy ny fampandrosoana ao anatiny ary indrindra ny mampiavaka azy ( kolontsaina โ€š vokatra… ) ; Fahaizana mifandray aminโ€™olona ( conviviale ) ; Voasalotra ho 3รจme Dauphin.

Miomana aminโ€™ny fitetezana anโ€™i Madagascar โ€š miaraka aminโ€™ireo mpikarakara Miss et Mister รฎle de Madagascar izy aminโ€™izao sady miala sasatra no mitsangatsangana . Miarahaba sy mirary soa ho azy araka izany isika.
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment