a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMISS & MISTER SOFIA : SAMY TAFAKATRA “ DEMI-FINALE ”

MISS & MISTER SOFIA : SAMY TAFAKATRA “ DEMI-FINALE ”

MISS & MISTER SOFIA : SAMY TAFAKATRA “ DEMI-FINALE ”

Mitohy ny dian’izy mianadahy izay voafidy sy voafantina hisolontena ny faritra Sofia nandritra ny fifaninana natao isaky ny Distrika mandrafitra ny faritra . Samy tafakatra amin’ny dingana manasa-dalana ( demi-finale ) izy roa ireto raha nifaninana tamin’ny tanora maro manerana an’i Madagasikara omaly 18 septambra 2022.

Manana solontena telo ( 03 ) araka izany ny faritra Sofia dia i TRIDY ELBERTIA ( MISS SOFIA ) sy BRIAND ( MISTER SOFIA ) ary TAZZA ( MISTER SOFIA ÉDITION TANA ).

Miantso ny vahoaka Malagasy fa indrindra ny zanaky ny faritra Sofia ‚ mba hanohana azy izy ireo ary indrindra hiara-hirona amin’ny fanohanana anaty fifankatiavana.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment