a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMISS & MISTER SOFIA : EFA TONGA IREO MPIFANINA ❣️

MISS & MISTER SOFIA : EFA TONGA IREO MPIFANINA ❣️

MISS & MISTER SOFIA : EFA TONGA IREO MPIFANINA ❣️

Noraisina teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia izay hanatanterahana ny fifaninana farany na “FINALE MISS & MISTER SOFIA” ireo tanora avy amin’ny Distrika 07‚ nandray anjara tamin’ny fifaninana.

Samy nanambara ny fahavononany hitondra voninahitra sy haja hoan’ny Distrika fiaviany ireo tanora. Ao amin’ny Hôtel Restaurant Chez MAMIE no nandraisana azy ireo mandritra ny fanatanterahana ny fifaninana izay hatao rahampitso 24 Jona 2023 ao amin’ny CLUB SUPER TAUREAU.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment