a
FandraisanaSosialyMISITRAKA NY ZO MAHA OLONA AZY IREO VOAFONJA

MISITRAKA NY ZO MAHA OLONA AZY IREO VOAFONJA

MISITRAKA NY ZO MAHA OLONA AZY IREO VOAFONJA

Toeram-pisainana ‚ hananarana izay diso ka tsy laitrany fananarana ao anaty fiarahamonina ny fonja . Amin’ny maha Ray aman-dReny sy tompon’andraikitra ato amin’ny faritra Sofia an’ny Jeneraly Lylyson dia nanolotra Jiro maromaro ‚ hanazava ny fonja sy ny manodidina azy mba hisiany fandriampahalemana ary afahana manaramaso ireo voafonja.

Ravelomanana Paulin Francis ‚ Inspecteur d’A.P – Chef Service de contrôle interne et de la sécurité des établissements pénitentiaires Antsohihy no nandray izany ary nitondra fisaorana ny Governoran’ny faritra Sofia . Tazana nanontrona ny Governora ny faritra Sofia teny ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali.

Tsiahivina ihany fa olombelona manana aina sahala amin’ny olona rehetra ihany ireo voafonja ary manana zo mifanaraka amin’izany ihany koa.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

-/-