a
FandraisanaVaovaom-paritraMISAONA NY DREDD SOFIA : NIDAOSIM-PAHAFATESANA NY LEHIBEN’NY FARIMPIADIDIAN’NY TONTOLO IAINANA AO MAMPIKONY

MISAONA NY DREDD SOFIA : NIDAOSIM-PAHAFATESANA NY LEHIBEN’NY FARIMPIADIDIAN’NY TONTOLO IAINANA AO MAMPIKONY

MISAONA NY DREDD SOFIA : NIDAOSIM-PAHAFATESANA NY LEHIBEN’NY FARIMPIADIDIAN’NY TONTOLO IAINANA AO MAMPIKONY

 Hatairana no nandrenesam-baovao ny maraina teo . Nodimandry any Mahajanga androany 07 Janoary 2023 itompokolahy Thierry ‚ lehiben’ny farimpiadidian’ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovain-jafy ao Mampikony ( chef de cantonnement ).

Tratry ny tsy fahasalamana izy ka voatery nandeha nitsabo tena tany Mahajanga ary izao nindaosim-pahafatesana izao . Hiala ao Mahajanga androany ary hitodi-doha any Maintirano ny nofo mangatsiakan-dRatompokolahy raha tsy misy fihovany.
Mankahery sy mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviaben’ny tontolo iainana sy fampandrosoana lovain-jafy Sofia ary ny fianakavian-dratompokolahy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment