MINISITRY NY RAHARAHAM-BAHINY TEO ALOHA : NISAFOAKA REHEFA NANONTANIANY MPANAO GAZETY MOMBA NY NANESORANA AZY
» Aza Mampisavorovoro ny Saina fa tena tsy mety Izany e! » Hoy izy namaly ny fanontaniana nataony mpanao gazety . Tsy Mbola nahafantatra izy teto hoe Noesorina ‚ raha ny fanamarihana nataon’ireo nihaona taminy.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.