MINISITRA ORLรA VINA TAO AMINโNY ANTENIMIERAMPIRENENA ๐ฆฅ๐ฟโ๏ธ๐ณ
Betsaka ny ezaka vitanโny minisiteranโny tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy nanomboka ny taona 2019 ka hatraminโny 2023โ raha ny fanatanterahana ny Velirano faha-10 : โFitantanana maharitra ny harena voajanaharyโ.
Lohahevitra miisa 7 no nisongadina taminโizany :
Fitantanana sy ny fandrakofana ala
Paikady entina nisorohana ny tsy fahampianaโny olona aminโny fitantanana maharitra ny harena voajanahary;
Ady aminโny fiovanโny toetrandro
Fampiroboroboana ny fandrosoana lovainjafy
Ady aminโny kolikoly sy ny fitrandrahana tsy ara-dalร na ny harena voajanahary
Fampahafantarana โ Fanabeazana โ Serasera sy fifandraisana
Toro hay ara-tontolo iainana
Isanโny nivoitra taminโizany ny nametrahana โpรฉpiniรจres gรฉantesโ miisa 5 taminโny faritra miisa 5 ny taona 2022-2023 izay mamokatra zanakazo 1 tapitrisa isanisany avy ary ny 17 ambiny dia hapetraka mialohanโny taom-pambolen-kazo manaraka. 98,58% ny tanjona napetraka 75 000ha no tratra ny taona 2022. Nanomboka taminโny taona 2019 hatramin’ny taona 2023 dia nahitana fitomboana 42% ihany koa ny velaran-taninโireo faritra arovana, izay mandrakotra ny 16% ny velaran-taninโi Madagasikara ka nahatratra 9 922 565 ha izany, raha 7.000.000 ha mahery izy talohanโny taona 2019. Nohamafisana ihany koa ny ady aminโny afo.