MINISITRA Marie Michelle Sahondrarimalala : TSY TANJONA NY FIPETRAHANA AMIN’NY TOERANA IRAY
Nanaiky notendrena ‚ Manaiky ihany koa ny fanapahan-kevitra fanesorana rehefa tonga ny fotoana . Tsy tanjona ny fipetrahana amin’ny toerana iray . Ny adidy sy ny andraikitra nekena ho sahanina no zava-dehibe ‚ Hoy izy tao amin’ny kaonty Facebook-ny androany.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.