a

MILA VONJY

MILA VONJY

Izy no Lucianna,zazakely vao 03 volana,zanaky Mme Mena,avy any IVATO VONDROZO.Marary mafy noho io bay be amin’io ilan’ny vodiny io ilay Zaza fony izy iray volana,ka nentina niakatra aty Tananarivo,fa mila fandidiana maika de maika,ao am HJRA

Koa mangataka vavaka,partage ary tolo-tanana ny renin’ilay Zaza fa sahirana mafy,araka ny nampitainy taty aminay.
Tel: 034 05 320 20
______________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment