a
FandraisanaVaovaom-paritraMIHAVA TOUR MANAKARA : NY VAHOAKA MALAGASY NO “PATRON”‼️

MIHAVA TOUR MANAKARA : NY VAHOAKA MALAGASY NO “PATRON”‼️

MIHAVA TOUR MANAKARA : NY VAHOAKA MALAGASY NO “PATRON”‼️

Tsy maintsy fantarina mialoha ny aretina izay vao tokony hiroso amin’ny fitsaboana ny mpitsabo mba tsy hanaonao foana ary afahany manome fanafody tena mahasitrana tokoa ‚ izany no antony anaovana MIHAVA TOUR ‚ mba hihainoana ny feom-bahoaka sy izay maharary azy ‚ afahana mitsabo azy ary mitondra vahaolana maharitra ‚ hoy Siteny Randrianasoloniaiko tao Manakara androany 26 Martsa 2023 . Nambarany fa ny vahoaka no sefo « Patron » ka tokony hainoina.

Tsy nisy sakan-tsakanana fa nalalaka ny famoriam-bahoaka ary tonga maro ihany koa vahoaka nanontrona azy sy ireo Solombavambahoaka miaraka aminy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment