a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaMgr DONATIEN FRANCIS : NOMENA JORO TSARA AMIN’NY FOMBA SAKALAVA

Mgr DONATIEN FRANCIS : NOMENA JORO TSARA AMIN’NY FOMBA SAKALAVA

Mgr DONATIEN FRANCIS : NOMENA JORO TSARA AMIN’NY FOMBA SAKALAVA

Ny Doyen Pr JAOVELO JAO mpahay fomban-drazana Sakalava no nitaokataoka ny hataka ‚ nijoro ny Mgr Donatien Francis Randriamalala androany 14 Janoary 2023 misandratra andro . Voahantso teo ireo tompony Menabe ‚ efa-dahy manankasy tompon’ny Boeny , Andriamandisoarivo ‚ dadilahy Kozobe ‚ tompon’ny Mahalôgny ‚ ary ireo tompiny Sambirano Ambanja.

Rahampitso 15 Janoary 2023 no atao ny fanamasinana ny fametrahana ny Eveka vaovaon’ny Diosezin’Ambanja ary efa tonga any avokoa ny ankamaroan’ireo vahiny maro nasaina ‚ efa any koa ny Kardinaly Son Eminence Tsarahazana Désiré sy ny Nonce Apostolique ary ny filohan’ny fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment