a
FandraisanaVaovaom-paritraMATY VOATIFITRA IARIS : MPAMPIHOROHORO VAHOAKA SADY MPAKA AN-KERINY‼️

MATY VOATIFITRA IARIS : MPAMPIHOROHORO VAHOAKA SADY MPAKA AN-KERINY‼️

MATY VOATIFITRA IARIS : MPAMPIHOROHORO VAHOAKA SADY MPAKA AN-KERINY‼️

Randrianarisoa Elysé na IARIS no anarany ‚ dahalo raindahiny efa ela nikarohina ‚ anisany tompon’antoka tamin’ny fanafihina sy fandorana trano tao Ankazobe Ambohidratrimo ny taona 2022 izy.

Mbola nanohy ny fampihorohoroana sy fanafihina tahaka ny mahazatra azy izy omaly 25 Martsa 2023 ‚ ka namono olona 04 tao Amboara kaominina Anativolo Distrika Anjozorobe . Nisy ny fanarahandia nataony zandary ‚ raikitra ny fifanjevoana teo anelanelan’ny Anditina sy Soarano fokontany Mahatsinjo kaominina Antanetibe Anativolo ‚ izay nihitatra tamin’ny fokontany hafa sy kaominina hafa manodidina eo ka maty voatifitra nanditra izany ity dahalo raindahiny ity fa mbola nohentin’ireo namany nitsoaka ny fatiny.

Androany 26 Martsa 2023 vao hita ny razany izay efa nohentiny fokonolona any amin’ny toerana misy ny tanindrazany.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment