MAROVATOLENA ‚ DISTRIKA ANALALAVA : LEHILAHY IRAY AVY TANY ANTSAHA▪️MATY VOAFIRA HATOKA
Voalaza ho avy nanondraka ananana tany an-tsaha ity rangahy ity no voafira ‚ voatetitetika teo amin’ny hatoka ka maty tsy tra-drano ny arivan’ny Alatsinainy 05 Septambra 2022 teo ‚ tao Tsararivotra ‚ Kaominina Marovatolena araka ny fanazavana.
Tsy mbola fantatra izay nahavanon-doza hatreto ‚ mankahery ny fianakaviana mana-manjo.
_____________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.